|
|
|
|

Teny iditra 1  vivitina
Fototeny  2 vivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina amin' ny tendrony, amin' ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin' ny molony io vilany io sao dia vaky
9 Sintontsintonina, roridroritina: Aza vivitinao ny akanjoko sao rovitra
10 (teny) Tsongoina dia roritina hiadiana: Teny diso lasa tsy nahy dia novivitiny ka lasa ady saika tsy vita mihitsy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04