Teny iditra vivy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Anaram-borona, tsiriry [1.78]
 Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A small waterfowl, a species of goose; in some dialects, a small grebe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grèbe [1.54]
 Espèce de toute petite oie sauvage; grèbe [1.8]
 Grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [4.22]
 Grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [4.22]
Anarana siantifika Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis
Ohatra 
1Ny vivy no tompon' ny dobo. [2.245]
2Ary ireo rehetra ireo dia fihinana daholo, ary ny vivy tokana no tsy mba tia' ny Malagasy ho hanina [2.48]
Voambolana 
Tovy hevitra kiborano ~ tsiriry
Ohabolana 

Teny iditra vivy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano] (duplicatif de vy, donc : « qui est assez dur », en parlant du bois). Acridocarpus vivy Arènes (Malpighiaceae). Arbre de 10-15 m. Bois d'intérêt secondaire. [1.196]
Anarana siantifika Acridocarpus vivy
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04