Teny iditra |
voaala > voalà
(la)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny malagasy | La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy;
tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà
na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [1.10]
|
Fanazavàna teny anglisy | Refused, denied, rejected [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Refusé, nié, rejeté, renié [1.3]
|
|
Teny iditra |
voaala > voala
(ala)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo]
[ voaala ] Enlevé, ôté [1.68]
|
Fanazavàna teny anglisy | Removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Enlevé, arraché [1.3]
|
Ohatra | Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny.
[2.470]
|
Kamban-teny |
|
|