|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voa
Fototeny  2  la
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] refused, denied, rejected
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] refusé, nié, rejeté, renié

Teny iditra (2/2)7  voala
Fototeny  8  ala
Sokajin-teny  9  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from.
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.68] [Vezo] [voaala] Enlevé, ôté
12  [1.3] Enlevé, arraché
Ohatra  13  Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny. [2.470#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  alavo, alova, avalo, valao, voala, voalà

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/15