Teny iditra |
voaasa > voasa
(asa)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | Tilled, dug up. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Travaillé [1.3]
|
| [ voaasa ] Usiné; travaillé [1.13]
|
Ohatra |
1 | Voafetra ihany koa ny tany voaasa
[2.117]
|
2 | Ny tany izay voaasanao, hitera-bokatra kokoa
[2.621]
|
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
voaasa > voasa
(asa)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | Invited to a feast, summoned, bidden. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Invité [1.3]
|
|
Teny iditra |
voaasa > voasa
(asa)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | Sharpened, whetted. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aiguisé, râpé [1.3]
|
|