|
|
|
|

Teny iditra 1  voadika
Fototeny  2 dika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny anglisy  5 overstepped, crossed; translated, as words from one language into another [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 franchi, transgressé, traduit, transcrit [1.3#103]
Ohatra  7  Na aiza na aiza hamakiana ireo andalana ireo -na dia voadika amin' ny fitenim-pire-nena hafa aza - dia ho fantatra avy hatrany fa " ma/ [2.313#]
8  izay voadika amin' ny tenim-pirenena maro, " koa nahoana, hoy ihany ny mpanoratra, no tsy mba hahazo izany amin' ny tenin-drazany ny mpamaky malagasy? [2.528#]
Tovy hevitra  9 dinika

Fivaditsoratra  10 kavodia, voadika, 11 voakady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22