|
|
|
|

Teny iditra1  voaeritreritra
Fototeny  2  eritreritra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4  médité, réfléchi [1.3]
Ohatra  5  Manam-panahy, ka tsy mety ny hampiseho toetra na fihetsika tsy voaeritreritra na tsy voalanja. [2.296]
Haiendriteny 
6  Ny lasa :
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny voaeritreritra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20