| Teny iditra | 1 eritreritra |
| Fototeny | 2 eritra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray
[1.1] 19 menimeny, hetsika ny saina [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 meditation
[1.3#139, 1.7] 21 thought, thoughts [1.3#139, 1.7] 22 cognition [1.3#139] 23 réflexion, méditation [1.3, 1.8, 1.13] 24 pensée, conscience [1.13] |
| Ohatra |
25 Aza be eritreritra ny amin' izany ianao.
[1.1#188]
26 Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470] 27 Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324] |
| Voambolana | 28 Filôzôfia |
| Tovy hevitra | 29 eritra |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe eritreritra |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|