|
|
|
|

Teny iditra1  voafahy (fahy)
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  3  fattened, as cattle; confined, surrounded, as a besieged town. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  Engraissé, parqué, renfermé [1.3]
Ohatra  5  Ny mpikarama eo aminy kosa, hoatra ny zanak'omby voafahy. [2.996]

Fivaditsoratra  6  voafahy, voahafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20