Teny iditra | 1 voafolaka (folaka) |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny anglisy | 3 bent, broken in, tamed. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 rompu, plié, dompté, corrigé [1.3#182] |
Ohatra |
5 Ny hery miafina ao anatin' ny solitany, dia tonga hery voafolaka hampisidina ny raoplanina. [1.316#67] 6 nefa ambonin'izany, ny fiteny masikoro, izay tsy fiteninay andavanandro, dia tsy mbola voafolaka amin' ny soratra. [2.606#26] |
Tovy hevitra | 7 nofinolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |