|
|
|
|

Teny iditra 1  voahitsakitsaka
Fototeny  2 hitsakitsaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Ohatra  5  Noheveriko ho firenena manana ny zony ny Malagasy, ka mangirifiry tamin' izao tontolo izao, raha voahitsakitsaka izany zo izany. [2.471#60]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20