|
|
|
|

Teny iditra 1  voahosotra
Fototeny  2 hosotra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny frantsay  5 enduit, oint, peint, graissé, frictionné [1.3]
Ohatra  6  Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. [2.332]
7  Ary Imahakà nitondra angady tani-manga voahosotra manjarano; [2.293#10]
8  Handrara izany va izy ka tsy ho voahosotra ho saro-piaro tsy an-drariny? [2.5#72]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21