|
|
|
|

Teny iditra1  voakosoka
Fototeny  2  kosoka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#361] qu’on a frotté, broyé
Ohatra  6  Raha efa voatsara ny raharaha mahavoarohirohy dia famotsoran-tsazy no ilazana azy ka foana ny sazy efa notononina fa ny zava-bita kosa tsy voakosoka. [4.27#2012/02/03]
Tovy hevitra  7  kinosoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11