|
|
|
|

Teny iditra1  voalavofotsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina (voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#843] [voalavo fotsy] rat blanc
Voambolana  5  Haibiby: mampinono
Singan-teny  6  voalavo, fotsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02