Teny iditra | 1 voaloaka (loaka) |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy | 3 [1.1] |
Ohatra |
4 Ary dia nizaha ny tafondro efa voarendrika indray izahay, ny tsy mbola voaloaka. [2.366#] 5 Nony voaloaka ny rindrina, dia lasa izy namono vantotr' akoho sy nahandro vary kely. [2.69#] |
Fivaditsoratra | 6 voalaoka, voaloaka, voaolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03 |