|
|
|
|

Teny iditra1  voamantorana
Singan-teny  2  voa, mantorana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Anaran-kafa iantsoana koa ny voamaintilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  (de voa : graine ; et mantorana : qui peut faire tomber en syncope ; allusion à la toxicité de ces graines). Abrus precatorius L. (Fabaceae). Nom et identité déjà cités par Malzac. mantorana, au sens figuré, peut signifier : qui provoque une forte émotion. Les graines rouges et noires, très jolies, servent à faire des colliers. [Merina] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: anana
Tovy hevitra  7  voamaintilany#mg.n
Tsipelina hafa  8  voamahatorana, voamaintorana
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/16