|
|
|
|

Teny iditra1  voamboana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja
4  [1.13] karazan-kazo sarobidy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.13] palissandre
6  [1.5] palissandre (Dalbergia baroni)
Voambolana  7  Haizavamaniry: hazo
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  12  vaombaona, voamboana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21