Teny iditra |
voanjobory
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boanjo manome voa boribory [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Voandzeia subterranea [1.13]
|
| [Merina]
(de voanjo et
bory : ronde).
Voandzeia subterranea (L.) DC. (Fabaceae).
Nom plus précis donné depuis l'introduction de l'arachide.
Il vient de ce que ce fruit n'a généralement qu'une seule graine et est donc plus arrondi que l'arachide.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Voandzeia subterranea |
Ohatra | Izao àry, hoy Raketamalala: nisy nanipy voanjobory, hono, teo am-pandriananareo?
[2.639]
|
Voambolana |
Singan-teny | voanjo ; bory |
|