|
|
|
|

Teny iditra 1  voaomana
Fototeny  2 omana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 decorated, dressed, made ready [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 orné, arrangé, préparé [1.3]
Ohatra  7  Aoka izany ny hafalian' izy mivady nandre ahy afaka fanadinana! Dia nizotrà araka ny voalazan' i Vola ilay fandaharana nataony, hay koa moa izy io efa voaomany rahateo mialoha. [2.4#22]
8  Ny soavaly voaomana hiady [2.996]

Fivaditsoratra  9 amovoana, voaomana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20