|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voarafitra
Fototeny  2  rafitra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  wrought, put together, at strife, contending, disputing [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on a bâti, construit, ajusté [1.3]
Ohatra  7  Tsy maintsy malama vava ny mpanao azy, mahay mikaroka voambolana sy fehezan-teny voarafitra tsara ara-pitsipika [2.606]

Teny iditra (2/2)8  voarafitra
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  11  (de voa : fruit ; et rafitra : en venir aux mains ; allusion aux disputes entre ceux qui ramassent ces fruits sauvages). Ehretia corymbosa Bojer (Boraginaceae). Fruits récoltés surtout pour la préparation de boissons alcooliques. [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13  voafaritra, voarafitra, voarifatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20