|
|
|
|

Teny iditra1  voaro
Fototeny  2  aro
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10#A402]
5  [1.1#109]
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2#67] protected, guarded, preserved from, prevented
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#63] protégé, défendu, abrité
8  [1.68] [Vezo] [voaAro] abrité, défendu, protégé
Ohatra  9  Tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [2.445#60]
10  Ho voaro amin' ny hafanana izy eo amin' ny alokalony, ary hiala sasatra ao anatin' ny voninahitra. [2.996#]
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny voaro io

Fivaditsoratra  13  rovao, voaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21