Teny iditra (1/2) | 1 aro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
fiarovana 4 [1.1] Izay rehetra entina mitandrina tsy ho voa, tsy ho simba: Aron' akanjo ~ Tandroka aron' ny vozona ~ Aro riaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a defence, a protection, a rampart, that which gives protection. 6 [1.7] protection |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] protection 8 [1.13] protection bride d'arrêt |
Voambolana |
9 Toe-karena: zaitra |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny aro io |
Teny iditra (2/2) | 25 aro |
Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.78] [Betsimisaraka]
roa |
Voambolana |
28 Matematika: rafitrisa |
Tovy hevitra | 29 aroa, roay |
Fivaditsoratra | 30 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |