Teny iditra voaroimbazaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de voaroy et vazaha : étranger). Rubus idaeus L. (Rosaceae). Le framboisier, introduit et cultivé. Il ne réussit que sur les hauts -plateaux. [1.196]
Anarana siantifika Rubus idaeus
Voambolana 
Tovy hevitra voaroimena ~ voarointsaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05