|
|
|
|

Teny iditra1  voaroy
Fototeny  2  voa, roy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the mulberry and similar fruits
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] le mûrier; son fruit
7  [1.196] (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo.
Ohatra  8  Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222]
9  Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131#49]
Voambolana  10  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  11  hazondandy, voaroihazo
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny voaroy io
Lahatsoratra  15  Randzavola: voaroy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  16  roaivo, voaory, voaroy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02