Teny iditra | voasahana (sahana) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | A quoi on peut faire face, à quoi l’on a fait face [1.3] | |
Ohatra | Amin' ny firenena tan-dalàna, dia andraikitry ny Fanjakana izany, izay anisan' ny lafiny voasahana amin' ny politika momba ny fiainam-piarahamonina rehetra, fa tsy andraikitry ny orinasa fananan' ny sehatra tsy miankina amin' ny Fanjakana.
[4.27] | |
Fivaditsoratra | hasoavana, voasahana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/08 |