|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  voasana
Fototeny  2 vofy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Esorina ny hodiny: Voasy ity mananasy ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be peeled [1.2, 1.7]
10 to be skinned, to be scaled. This word is evidently a corruption of ofasana, which should grammatically be the form of the passive verb. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on épluche, qu'on écorce; écorcer, peler; égrener (maïs) [1.8]
12 écorcé (pour les arbres) ; décortiqué (pour les arachides, etc.) ; épluché (pour les légumes) [1.196]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  voasana
Fototeny  15 vofy
Sokajin-teny  16  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 Hazavaina: Novoasan' ny mpampianatra tsara ny lesona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 to be explained by discussion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 qu'on explique par une discussion [1.8]
Ohatra  24  Raha voasana ny filazana ny Ramiary toy izany, dia izao teny vitsy izao no sisa ampy ho filazana azy: - Datura alba, Nees. [1.357#]

Fivaditsoratra  25 savoana, voasana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21