|
|
|
|

Teny iditra1  voasaotra
Fototeny  2  saotra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony
Nankasitrahana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] divorced, repudiated
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#578, 1.8] divorcée, répudiée
7  [1.3#578] remercié
Ohatra  8  Tsy hanambady vehivavy efa maty vady na voasaotra; [2.996#33.044.022]
Tovy hevitra  9  sinaotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11