Teny iditra | 1 voasokitra |
Fototeny | 2 sokitra |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 ciselé, sculpté, troué 6 gravé de la petite vérole 7 gravé, arraché avec un instrument pointu 8 figuré: pressuré [1.3#619] |
Ohatra |
9 Tsy zara fa vato mijoro, fa voapaika sy voasokitra. [2.285#109] 10 Misy koa hazo na vato voasokitra vitsivitsy nataon' ny Ntaolo izay azo lazaina fa fatratra. [2.436#] |
Tovy hevitra | 11 sinokitra |
Fivaditsoratra | 12 voakositra, voaritsoka, voasokitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |