Teny iditra | 1 voasoritra |
Fototeny | 2 soritra |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 rayé, marqué, séparé par des traits, par des lignes 6 (fortune) qu’on a divisée [1.3#633] |
Ohatra |
7 Andraikitra voasoritra ny ahy, raikitra eto aho ka tsy afa-miala. [2.643#195] 8 eny, tongotra' mby an-dakana aho, ketsa voasoritra, tandro-boahihy. [2.69#225] |
Tovy hevitra | 9 sinoritra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny voasoritra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |