Teny iditra | 1 voatsindry (tsindry) |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy | 3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 qu'on a pressé, à quoi on a ajouté, qu'on a aidé [1.3#774] |
Ohatra |
5 niondanany ny tànany ka voatsindrin' ny lohany mafy ary nilentika tamin' ny hatotànany ny lohatànan-kapaoty matevina, hany ka dilatra tery ny hatotànany fa efa ela no voatsindry tao. [2.587#] |
Tovy hevitra | 6 tsinindry |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny voatsindry io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |