|
|
|
|

Teny iditra1  voatsipaka
Fototeny  2  tsipaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#782] à qui ou à quoi l'on a donné un coup de pied
figuré: repoussé, rejeté
Ohatra  6  nihatanora ny anao lahy ka saika voatsipany mbamin' ny sinibe, raha nitotorebika nandihy nony nandre ny zafiny ho lahikely. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny lasa :
Tovy hevitra  8  tsinipaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11