|
|
|
|

Teny iditra1  voazaitra
Fototeny  2  zaitra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#866] cousu
Ohatra  5  Nefa dia voazaitra ihany ny lamba. [2.332#63]
6  Nisy ny akanjo voazaitra, nefa tsy tratran' ny volako ireny [2.4#53]
Tovy hevitra  7  zinaitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11