|
|
|
|

Teny iditra 1  voazara
Fototeny  2 zara
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny frantsay  5 partagé [1.3#868]
Ohatra  6  Na izany aza anefa, tsaroako ihany fa ni'sy totokiho sy don-damosina voazarako teny ho eny. [2.4#30]
7  Ary nony efa voazara ny hena, dia hoy izy: [2.293#23]
Tovy hevitra  8 zinara
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22