Teny iditra | 1 zinara |
Fototeny | 2 zara |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Voazara, nozaraina ho toko maromaro ka omena amin' ireo ny olona izarana; tantanina: Tsy ampy ny voankazo nozinara [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 partagé [1.3#868] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voazara |
Fivaditsoratra | 10 rizana, zarina, zinara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |