| Teny iditra | 1 voazera |
| Fototeny | 2 zera |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 jeté à terre, précipité, battu
[1.3#872] |
| Ohatra |
6 Ny an' i Neny izany aza voazerany mbamin' ny seza nipetrahany.
[2.4#28]
7 Nony hitan'ilay Dragona fa voazera amin'ny tany izy, dia ilay Vehivavy tera-dahy no nenjehiny. [2.996] |
| Tovy hevitra | 8 zinera |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|