|
|
|
|

Teny iditra 1  zinera
Fototeny  2 zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voazera, nazera, navarina: Nozinera tao Ampamarinana ireo martiora [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 jeté à terre, précipité, battu [1.3#872]
Tovy hevitra  9 voazera

Fivaditsoratra  10 Rezina, zinera

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22