Teny iditra (1/2) | 1 mavoina (mavo) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Atao tsinontsinona: Tsy manaiky aho fa nomavoiny teo imasom-bahoaka [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 hamavoina |
Mpanahaka | 9 Esoina, tebahina, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina, bokabokaina, afokaina, vasohina |
Teny iditra (2/2) | 10 mavoina (voina) |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Voan' ny loza, tra-boina [1.1] |
Fivaditsoratra | 13 maivano, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |