| Teny iditra | 1 vokisana |
| Fototeny | 2 voky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona?
9 Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra 10 Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be satisfied with food
12 to be subverted [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on rassasie
14 qu'on incite à la révolte [1.8] |
| Fivaditsoratra | 15 sinavoka, vokisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|