|
|
|
|

Teny iditra1  volafolo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] anaram-bola mitovy vidy amin'ny ariary roa sy loso
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [vola folo] ten shillings, two and a half dollars.
Ohatra  5  [2.436#] ladiam-boamena, itsaram-bolafolo (misy vola voamena, ohatra, iadiana any amin' ny fitsarana, nefa ny vola lany amin' ny fitsarana volafolo - ariary roa sy loso
Singan-teny  6  vola, folo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07