|
|
|
|

Teny iditra 1  folo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  18 Sivy miampy iray: Folo ny fitambaran' ny rantsantanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 ten [1.2, 1.7]
20 [Mal. puluh, and polo, sapuloh, and safulu in many Malay Arch. and Polyn. languages.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21 dix [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  22 10
23 X [3.1]
Ohatra  24  Tovolahy Bara folo no tao [2.649#1021]
25  Hitondra tanam-polo mody? [2.528#106]
26  Tamin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara izany [2.996#19.9.17]
Voambolana  27  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 84 misy ny teny hoe folo
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  30  Ny isa
31  Fifanampiana
32  Fampitomboana
Lahatsoratra  33 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  folo, 34 lofo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13