|
|
|
|

Teny iditra1  volatsivaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [2.436#59] vola nomena ny mpanjaka ho fankatoavana ny maha-Andriana azy
Ohatra  4  Dia nanasin'Andriana amy ny volatsivaky Ratsimamanga 15 Vtra [2.59#252]
5  Indro ny volatsivaky hahamasina anao eto amin' ny tany sy ny fanjakana [2.528#154]

Fivaditsoratra  6  volatsivaky, vola tsy vaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21