Teny iditra | 1 volotara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-bolotsangana madinika toy ny bararata ary fanao sodina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (de volo (2) : grande Graminée). Phragmites mauritianus Kuhth (Poaceae). Malzac l'a confondu avec la Canne de Provence, Arundo donax L. (Poaceae) [Merina]
|
Ohatra |
5 Ary nanirian' ny volotara ny rano nisitrihan-dRanoromasina. [2.296#118] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: ahitra |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 9 voalotra, volotara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |