|
|
|
|

Teny iditra 1  vonjena
Fototeny  2 vonjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Itondrana vonjy, alana amin' ny loza: Vonjeo haingana irỳ zaza irỳ fa nianjera
9 Aleha, hatonina: Vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao
10 Ampiana: Novonjeny ny mahantra ary nampiantranoiny ny tsy manan-kialofana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be helped, to be saved ; to be attended (of a meeting, etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on aide, qu'on secourt, qu'on sauve; (réunion) à laquelle on assiste [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21