|
|
|
|

Teny iditra 1  vononina
Fototeny  2 vonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao vonona, omanina, amboarina mialoha: Vonony ny vatsy fa hanainga isika rahampitso maraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made ready, to be made available [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on prépare, qu'on rend disponible [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20