| Teny iditra | 1 vonona |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra izay mety ho tonga na ampoizina ho tonga: Vonon-kiady ny firenena
20 Voaomana, vita, voamboatra: Efa vonona ny sakafo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 ready; available, at hand
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 prêt
[1.3, 1.8] 23 préparé, complet, disposé [1.3] 24 disponible [1.8] |
| Ohatra |
25 vonona ny zavatra rehetra (tout est préparé, prêt)
[1.3#858]
26 vonon-kandeha rahampitso izy (il est prêt' à partir demain) [1.3#858] 27 vonon-ko tezitra izy (il est prêt à manifester sa colère) [1.3#858] 28 vonon-ko aty izy (il est prêt à mourir, il est bien disposé à la mort) [1.3#858] |
| Fikambanana | 29 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe vonona |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 31 vañono, vonona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|