| Teny iditra (1/2) | 1 vontona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady.
[1.1#1046] |
| Ohatra |
6 vonton' Alahamady ny vintsy
[2.69#211]
7 ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857] 8 Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895#176] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe vontona |
| Teny iditra (2/2) | 10 vontona |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 [Sakalava] (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae)
[1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|