|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vontona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. [1.1#1046]
Ohatra  5  vonton' Alahamady ny vintsy [2.69#211]
6  ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857]
7  Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895#176]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  vontona
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  13  (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae) [Sakalava] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17