Teny iditra vonton-ketsa
Singan-teny vontona ; ketsa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Eo am-paharevoana indrindra amin' ny fanetsana, izany hoe: tsy lasa aloha na tratra aoriana fa eo afovoany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de vontona ou vontony : ce qui est au milieu ; et ketsa : le repiquage du riz). Milieu de la saison où l'on repique du riz. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17