|
|
|
|

Teny iditra1  vonton-ketsa
Singan-teny  2  vontona, ketsa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  eo am-paharevoana indrindra amin' ny fanetsana, izany hoe: tsy lasa aloha na tratra aoriana fa eo afovoany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  (de vontona ou vontony : ce qui est au milieu ; et ketsa : le repiquage du riz). Milieu de la saison où l'on repique du riz. [Merina] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17