|
|
|
|

Teny iditra 1  vorahina
Fototeny  2 voraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanala] aseho, aboraka, borahina: Trañon-drembin-kindry tsy vorah'amason-jaja [1.78]
9 Vahana
10 Aboraka
11 Aseho [1.1]

Fivaditsoratra  12 ravohina, 13 vahirano, 14 vahorina, vorahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04